Entry vanja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.
Explanations in English  [Hallanger 1973] gunpowder
Explanations in French  [Hallanger 1974] poudre à fusil ou à canon
Compound words, titles, names 
Examples  [Callet: Tantara, page 215] Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
Quotes 

Updated on 2020/07/31