|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vangy
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
Explications en français  9  visite [1.3]

Entrée (2/2)10  vangy
Partie du discours  11  nom
Dérivés 
12  Noms :
Vocabulaire  13  Biologie
Explications en malgache  14  Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
15  ombalahinify [1.13]
Explications en anglais  16  dents canines des chiens
17  longueur des dents chez un individu [1.2]
Explications en français  18  mandibule, canine [1.13]
Exemples  19  Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11