Entry vango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] vely, famelezana
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] dona, vely
  [Rakotosaona 1975] [Tanala] famelezana, fikapohana
  [Rajemisa 1985] Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana
Derivations 

Entry vango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa)
Explanations in French  [SLP 1986] variété de poisson de mer
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31