Entry | valy | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana ¶ Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao ¶ Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao ¶ Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explanations in French | réponse à une question, à une lettre, réplique ¶ figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [Abinal 1888 page 806] | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word valy | ||||||||
Entry | valy | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] vady [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Updated on 2022/03/03 |
![]() |