Entry valisoa (valy, soa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana
Explanations in French  [SLP 1986] récompense
Examples 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 151] Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko.
2 [FOFAFIPE: Haivola, page 41] Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa.
3 [Fagereng: Tantara, page 37] Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila.

Entry valisoa
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30.
Vocabulary 
Scientific name Scaevola plumieri

Entry Valisoa (valy, soa)
Part of speech name (first name)
Explanations in French  [Boiteau 1997] On donne ce nom à des jeunes filles

Updated on 2020/07/31