Entrée | 1 valiana (valy) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e! 4 Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao 5 Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot valiana |
Anagrammes | 12 avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Mis à jour le 2023/01/20 |