|
|
|
|

Teny iditra1  valasira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary). [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
4 anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona. [Taisaka] [1.78]
5 volana fahatelo amin'ny taona. [Bara] [1.78]
6 volana fahaefatra amin'ny taona. [Tanosy] [1.78]
7 janvier. [Tandroy] [2.584]
Fanazavàna teny frantsay  8 nom de mois qui correspond à peu près à janvier. [Tandroy] [1.14]
Voambolana  9  Fotoana
Tovy hevitra  10 vala-tsira
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09