Entry valanirana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Nuxia capitata
Examples Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [Callet: Tantara]
Quotes 

Updated on 2021/08/24