|
|
|
|

Entrée1  valalatsimandadiharona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Exemples  4  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]
Mots élémentaires  5  valala, tsy, mandady, harona

Mis à jour le 2023/04/24