Entry | valala | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [Rajemisa 1985] | |||
Explanations in English | a grasshopper, a locust [Hallanger 1973] | |||
Explanations in French | sauterelle, criquet [Hallanger 1974] | |||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |||
Compound words, titles, names |
| |||
Analogs | adrisa ~ aketa ~ ambolo ~ ambolokely ~ ampongavato ~ dongara ~ kijeja ~ koraika ~ mahaverizoky ~ ramijaingy ~ sompanga ~ tsikondry ~ tsimbaivay ~ tsimbatavata ~ tsimbolavola ~ tsimbotry ~ tsimpefe ~ tsindakana ~ tsindrano ~ tsingentana ~ zafinadrisa | |||
Quotes | Proverbs containing the word valala | |||
Articles | Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly | |||
Entry | valala | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in French | innombrable [Abinal 1888] | |||
Se disait de ce qui est innombrable [Veyrières 1913] | ||||
Compound words, titles, names |
| |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |