Entry vaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [Rajemisa 1985]
Explanations in French qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Examples Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [Baiboly: 34:004:016/Daniely 4:16..]

Entry vaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] sarotahotra [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] kanosa, sarotahotra: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [Rakotosaona 1975]

Entry vaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] malemy [Rakotosaona 1975]

Entry vaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31