Entrée | 1 tsy misatry fanahy |
Mots élémentaires | 2 tsy, misatry fanahy |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1] |
Exemples |
5 nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445] |
Antonymes | 6 misatry fanahy |
Mis à jour le 2023/11/20 |