Entry tsirinteny (tsiry, teny)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika
  [SLP 1986] teny rehetra ankoatra ny fototeny
Explanations in French  [SLP 1986] morphème
  [Rajaonarimanana 1995] affixe (grammaire)
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogs  tovana ~ tovona ~ tsofoka
Tables and plates all the affixes

Updated on 2022/03/31