Entry tsipiho (tsipika)
Part of speech imperative of passive verb tsipihina [full list]
Examples 
1Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada [Rajemisa 1985]
2Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31