Entrée Tsimihety
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [1.1]
Explications en français Nom d'une population du nord-est et oues [...] [texte complet dans 1.5]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Contes Populaires des Sakalava et des Tsimihety
Fomban-dRazana Tsimihety
Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety
Tableaux et planches Mots du dialecte

Mis à jour le 2020/07/31