Entry tsimatra (tsy, matra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
¶ Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] fantsika, hazo
Analogs  tsima-day
Examples  [Andraina: Mitaraina, page 45] Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana.

Entry tsimatra (tsy, matra)
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Bezanozano, Merina, Tanala] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924.
Vocabulary 
Scientific name Salacia madagascariensis subsp. dentata

Updated on 2020/07/31