Entry |
tsikalana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
tapa-kazo atao hidin-trano [Rakotosaona 1975]
|
| Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata ¶ Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | liteaux, cale [SLP 1986]
|
Derivations |
Synonyms | |
|
Entry |
tsikalàna
(tsikala)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [Rajemisa 1985]
|
Morphology |
tsikalàna
tsikalàko
tsikalànao
tsikalàny
tsikalàntsika
tsikalànay
tsikalànareo
tsikalàn'
tsikalàn-
tsikalàm-
tsikalà-
| |
notsikalàna
notsikalàko
notsikalànao
notsikalàny
notsikalàntsika
notsikalànay
notsikalànareo
notsikalàn'
notsikalàn-
notsikalàm-
notsikalà-
| |
hotsikalàna
hotsikalàko
hotsikalànao
hotsikalàny
hotsikalàntsika
hotsikalànay
hotsikalànareo
hotsikalàn'
hotsikalàn-
hotsikalàm-
hotsikalà-
| |
tsikalao | |
|
Other spellings |
|