Entrée 1/2 tsikalana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Tapa-kazo atao hidin-trano [1.78]
 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata
Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1]
Explications en français Liteaux, cale [1.13]
Dérivés 
 
Synonymes tsikala

Entrée 2/2 tsikalàna (tsikala)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1]
Morphologie 
Présent : tsikalàna, tsikalàko, tsikalànao, tsikalàny, tsikalàntsika, tsikalànay, tsikalànareo, tsikalàn', tsikalàn-, tsikalàm-, tsikalà-
Passé : notsikalàna, notsikalàko, notsikalànao, notsikalàny, notsikalàntsika, notsikalànay, notsikalànareo, notsikalàn', notsikalàn-, notsikalàm-, notsikalà-
Futur : hotsikalàna, hotsikalàko, hotsikalànao, hotsikalàny, hotsikalàntsika, hotsikalànay, hotsikalànareo, hotsikalàn', hotsikalàn-, hotsikalàm-, hotsikalà-
Impératif : tsikalao
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20