Entry tsara fanahy (tsara, ahy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara
Explanations in English  [Richardson 1885] [tsara, good.] Of good disposition; one free from disease
  [Hallanger 1973] good, pleasant
Explanations in French  [Hallanger 1974] bon, vertueux
Analogs  malemy fanahy ~ malemy paika ~ mazava fo ~ mazava saina ~ tsopo ~ antra olona ~ be indrafo ~ malala-tanana ~ mora hatonina ~ mora hiraharahana ~ mamy hoditra ~ mahafoy tena ~ be fahafoizan-tena ~ mahay mandray olona ~ mahay olona ~ manana hatsaram-panahy ~ tsara toetra ~ olo-marina ~ olom-banona ~ fototr' olona

Entry tsara fanahy (tsara, ahy)
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Tankarana] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae).
Vocabulary 
Scientific name Ehretia suarenzensis

Updated on 2022/11/25