Entrée (1/5) | 1 tsara |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano 9 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara 10 Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara 11 Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto 12 Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! 13 Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy 14 Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara 15 Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] |
Explications en anglais |
16 good; well [1.7] |
Explications en français |
17 bon [1.3#753, 1.8] 18 qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753] 19 bien [1.8] |
Exemples |
20 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 48 Proverbes contenant le mot tsara |
Entrée (2/5) | 49 tsarà |
Partie du discours | 50 impératif de l'adjectif |
Explications en français |
51 soyez bon [1.3] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
53 Tous les adjectifs impératifs |
Entrée (3/5) | 54 tsara |
Partie du discours | 55 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
58 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] |
Explications en français |
59 jugement [1.3#753] |
Entrée (4/5) | 60 tsara |
Partie du discours | 61 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
63 teny, resaka [Bara]
[1.78] |
Mots composés |
|
Entrée (5/5) | 65 tsara |
Partie du discours | 66 nom |
Vocabulaire |
67 Botanique |
Explications en français |
68 (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
[1.196] |
Anagrammes | 69 satra, tarsa, tsara, tsarà, satra, tarsa, tsara, tsarà |
Mis à jour le 2023/08/11 |