Entrée | 1 tsakoina (tsako) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao [1.1] |
Explications en anglais |
4 to be chewed [1.7] |
Explications en français |
5 qu'on mâche; [1.8] |
Exemples |
6 Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot tsakoina |
Anagrammes | 12 anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina |
Mis à jour le 2023/01/20 |