Entry tsakodara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy
Vocabulary 
Scientific name Upupa epops
Other spellings 
Synonyms barao ~ drao ~ takadalana
Examples  [Razafiarivony: Harivolana, page 125] Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany.

Updated on 2020/07/31