Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [Abinal 1888 page 749]
|
Derivations |
|
Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [Abinal 1888 page 749]
|
Vocabulary |
Examples | Ary Tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova. [Callet: Tantara]
|
|
Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | plante légumineuse et émolliente [Abinal 1888 page 749]
|
| Légumineuse employée comme remède contre les furoncles d'après le fichier manuscrit de Grandidier. [Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|