Entrée | 1 trompetra |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Musique: instruments |
Explications en malgache |
4 [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [1.1] |
Exemples |
5 Tsy mbola nisy pisto tamin' izany, fa ny trompetra no malaza sy ny trompe. [1.437#] |
Hypéronyme |
|
Mis à jour le 2023/03/20 |