Entry | trano | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay ¶ Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly ¶ Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [Rajemisa 1985] | ||||||
Explanations in English | a house; a box or frame or housing for something [Hallanger 1973] | ||||||
Explanations in French | maison ¶ étui, cadre [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||
palais, habitation, tanière, nid, cocon ¶ fourreau, casiers, boîte [Abinal 1888] | |||||||
caisse [Hallanger 1974] | |||||||
[ traño ] [Sakalava-Mayotte] maison [Andilidine: Lexique (takila T)] | |||||||
Derivations |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||
Examples |
| ||||||
Quotes | Proverbs containing the word trano | ||||||
Articles | Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly | ||||||
Toponymy | |||||||
Updated on 2022/03/20 |
![]() |