Entry tovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [SLP 1986] tsirinteny ao aorian'ny fototeny
Explanations in French  [Hallanger 1974, SLP 1986] suffixe
  [Rakotonaivo 1993 page 14] affixe
Vocabulary 
Derivations 
Analogs  tovona ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tables and plates all the affixes

Entry tovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra
  [SLP 1986] fanampìn-javatra mampitombo ny halavana
Explanations in French  [SLP 1986] rallonge
Explanations in English  [Hallanger 1973] an addition at the end
Explanations in French  [Hallanger 1974] rallonge: ce qu'on ajoute à la fin
Derivations 
Examples  [SeFaFi , page 2006/08/25] Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany.

Updated on 2022/03/31