Entry |
tory
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy ¶ Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo ¶ Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka) ¶ Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | incision, ligne ¶ sillon pour séparer, pour déssécher les rizières ¶ action de séparer les filaments du rofia, du chanvre, de l'écorce du
zozoro
[Abinal 1888 page 732]
|
| (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [Boiteau 1997]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tory
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | dénonciation, accusation [Abinal 1888 page 732]
|
Derivations |
|
Entry |
tory
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | prédication [Abinal 1888 page 732]
|
Derivations |
|
Entry |
tory
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
torimaso
[Rakotosaona 1975]
|
| Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | sleep [Richardson 1885]
|
Explanations in French | sommeil [Abinal 1888 page 731]
|
Derivations |
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
Examples | Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [Rajohanesa: Kintana]
|
|