Entry |
tonta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a trap [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | piège [Hallanger 1974]
|
Derivations |
|
Entry |
tonta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | one side of a quarrel [Hallanger 1973]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tonta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanjerana zavatra atao miavovona ¶ Vono atao amin' ny fively na torabato ¶ Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra ¶ Fanaovana antontany, fampifanongoavana [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tonta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
valamparihy [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
tonta
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
[Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | vieux, usé, détérioré [Hallanger 1974]
|
Compound words, titles, names |
|
|