|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tonaka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes passifs :
Explications en malgache  4  Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]

Entrée (2/4)5  tonaka
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7  Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Mots composés 

Entrée (3/4)9  toka
Partie du discours  10  adjectif
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Noms :
Explications en malgache  13  Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]

Entrée (4/4)14  tonaka
Partie du discours  15  nom
Vocabulaire  16  Botanique
Explications en français  17  (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  19  antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka, antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Mis à jour le 2023/02/20