Entry tompo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina
Explanations in English  [Hallanger 1973] master, owner; sir
Explanations in French  [Hallanger 1974] maître, propriétaire
Derivations 
Morphology 
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word tompo (1): Tomponanarana

Entry Tompo
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English  [Baiboly] Tompo
  [Baiboly] Lord
Explanations in French  [Baiboly] Seigneur
Vocabulary 
Articles 

Updated on 2022/07/30