Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra
Explanations in French  [Abinal 1888] un coup de pioche donné à la terre
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana
Explanations in French  [Abinal 1888] accusations fausses
Derivations 
Synonyms tombotomboka
Compound words, titles, names 

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa
Explanations in French  [Abinal 1888] apposition du cachet à une pièce officielle
Derivations 

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
¶ Karazana vay mpahazo ny omby
  [SLP 1986] karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina
Explanations in French  [Abinal 1888] charbon, anthrax, bubon très douloureux
  [SLP 1986] charbon
Vocabulary 
Analogs  fanenitra ~ tetanosy

Entry tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] loaka, lavaka

Entry tomboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] bongo: Trano bongo

Updated on 2020/07/31