Entry tomany (tany)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
¶ Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explanations in English to weep, to lament [1.7]
Explanations in French pleurer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ tomañy ] pleurer [1.405]
Morphology 
Present tomany, tomaniko, tomaninao, tomaniny, tomanintsika, tomaninay, tomaninareo, tomanin', tomanin-, tomanim-
Past notomany, notomaniko, notomaninao, notomaniny, notomanintsika, notomaninay, notomaninareo, notomanin', notomanin-, notomanim-
Future hotomany, hotomaniko, hotomaninao, hotomaniny, hotomanintsika, hotomaninay, hotomaninareo, hotomanin', hotomanin-, hotomanim-
Derivatives 
Examples Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20