Entry tokonana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [Rajemisa 1985]
Explanations in French Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [Abinal 1888 page 715]
 seuil [SLP 1986]
Synonyms tokonam-baravarana
Compound words, titles, names 
Examples ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [Baiboly: 11.7.6]
Quotes 

Updated on 2022/01/23