|
|
|
|

Entrée1  tokantrano
Mots élémentaires  2  tokana, trano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
5  Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
Explications en anglais  6  household stuff; the household; house-keeping [1.2]
7  a household; a wife [1.7]
Explications en français  8  tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
9  ménage; épouse [1.8]
Exemples  10  Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
11  Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
12  manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
13  Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Vocabulaire  14  Rapports: famille
Morphologie 
15  Simple :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/19