Entrée | 1 toerana (toetra) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra 4 Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1] |
Explications en anglais |
5 a place [1.7] |
Explications en français |
6 lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot toerana |
Anagrammes | 21 anatero, anetrao, toerana |
Mis à jour le 2023/06/18 |