Entry toa
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
¶ (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995 page 293] semblable, comme, on dirait
Toponymy Place names having the word toa (1): Toamasina

Entry toa
Part of speech Unspecified
Explanations in French  [Abinal 1888 page 704, Rajaonarimanana 1995 page 293] obéir, servir
  [Abinal 1888 page 704] abdiquer, se soumettre à, honorer
Derivations 

Entry toa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ohatra ny: Toa manavy aho izany
¶ Angamba: Toa lasa omaly Rakoto

Entry toa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] teny anti-miantso ny alika
Synonyms to

Entry toa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: Dadatoa, Nenitoa, matoa
Derivations 

Entry toa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] banga (antsy,ets.)

Updated on 2022/02/17