Entry |
to
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Taisaka, Tanosy]
marina
[Rakotosaona 1975]
|
| marina
[Rajemisa 1985, SLP 1986]
|
| mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to ¶ Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [Rajemisa 1985]
|
| voamarina, ekena [SLP 1986]
|
Explanations in French | vrai [Abinal 1888 page 704, SLP 1986]
|
| véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [Abinal 1888 page 704]
|
| vérifié [SLP 1986]
|
Derivations |
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
Quotes |
|
Entry |
to
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
fahamarinana
[Rakotosaona 1975]
|
Derivations |
|
Entry |
to
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
to
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | teny anti-miantso ny alika [Rajemisa 1985]
|
Synonyms | |
|
Entry |
tô
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
ity [Rakotosaona 1975]
|
Synonyms | |
|
Entry |
to~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
to
 |
Part of speech | preposition
|
Explanations in English | mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [Hallanger 1969]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
to
 |
Part of speech | preposition
|
Explanations in English | ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [Hallanger 1969]
|
|