Entrée |
tia
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
|
Explications en anglais | To love, to like [1.2]
|
Explications en français | Aimer [1.3, 1.8]
|
| Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
tia |
Impératif : |
tiava |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Analogues |
mirona ~
miraiki-pitia ~
miraiki-po ~
mandala ~
mankamamy ~
mankafy ~
mankasitraka |
Proverbes |
|