|
|
|
|

Entrée teny
Partie du discours nom
Explications en malgache Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Explications en anglais A word; speech; a language [1.7]
Explications en français Mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
 Parole [1.3, 1.8, 1.5]
 Proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3]
 Ordre [1.5]
 Langue [1.8, 1.13]
 Langage [1.8]
Exemples 
1ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [2.131]
2ary izao no teny nentiny nila azy: [2.293]
3-Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [2.324]
4Atao dikan' ilay teny grika hoe: [1.38]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : teny, teniko, teninao, teniny, tenintsika, teninay, teninareo, tenin', tenin-, tenim-
Dérivés 

Entrée teny
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en malgache Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1]
Exemples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [2.324]
Analogues  eny

Mis à jour le 2024/03/21