|
|
|
|

Entrée1  tenim-piontanana
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Linguistique
Explications en malgache  4  sokajinteny [1.1]
5  Ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô... [1.13]
6  Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13]
Explications en français  7  Interjection [1.5]
Mots élémentaires  8  teny, fiontanana
Tableaux et planches  9  Toutes les interjections

Mis à jour le 2024/08/16