Entry tenda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English the throat [Hallanger 1973]
Explanations in French la gorge [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tenda
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31