Entry tena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] vatana
  [Rajemisa 1985] Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
¶ Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
¶ Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano
Explanations in English  [Hallanger 1973] the self; the very thing; the body
Explanations in French  [Hallanger 1974] soi-même; le corps; la chose même
Derivations 
Morphology 
tena
tenako
tenanao
tenany
tenantsika
tenanay
tenanareo
tenan'
tenan-
tenam-
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tena
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory

Updated on 2020/07/31