Entry teboka aman-paingo
Part of speech expression
Elementary words teboka, amana, paingo
Explanations in Malagasy mari-pijanonan-tsoratra:
¶ -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
¶ -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1]
Explanations in English semicolon [3.1]
Explanations in French point-virgule [1.5, 1.13]
International symbols ";" [3.1]
Vocabulary 
Analogs  teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana
Tables and plates Punctuation marks

Updated on 2023/01/01