Entrée 1/3 tavoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée 2/3 tavoka
Partie du discours nom
Explications en français Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Entrée 3/3 tavoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Explications en français Piston [1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31