Entry tato (ato)
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]

Entry tatô
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] tokoa [1.78]
Synonyms tatôbe

Anagrams tota

Updated on 2020/07/31