Entry taona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
¶ Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray
Explanations in English  [Hallanger 1973] the year; a season
Explanations in French  [Abinal 1888 page 681, Hallanger 1974, SLP 1986] année
  [Abinal 1888 page 681] les saisons de l'année
  [Hallanger 1974] saison
Vocabulary 
Morphology 
taona
taonako
taonanao
taonany
taonantsika
taonanay
taonanareo
tao-
taon'
taonan'
taon-
taonan-
taom-
taonam-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Abinal 1888, page 681] Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans)
2 [Dox: Mirahavavy] Taonam-betsovetso mamy
3 [FOFAFIPE: Haivola, page 56] Ity fa tamy ny taom-pahavaratra
4 [FOFAFIPE: Rosovola, page 123] Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray
5 [Ravelomanana: Lalana, page 73] Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly
6 [Razafiarivony: Harivolana, page 85] Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany
7 [Ravelomanana: Lalana, page 86] Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika
Quotes 
Articles 

Entry taona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
¶ Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena
Explanations in French  [Abinal 1888 page 681] action de porter d'un lieu à un autre
¶ action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter
Derivations 

Updated on 2022/07/30