Entry | tao (ao) | |
Part of speech | adverb, past form | |
Explanations in Malagasy | Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985] | |
Analogs | ao | |
Entry | tao | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo ¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | travail, action [Rajaonarimanana 1995] | |
Derivations |
| |
Quotes | Proverbs containing the word tao | |
Entry | tao | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995] | |
Derivations |
| |
Entry | tao | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] fitondrana [Rakotosaona 1975] | |
Entry | taò | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1975] | |
Synonyms | tò | |
Updated on 2022/01/20 |
![]() |