Entry |
tanty
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
Toponymy |
|
|
Entry |
tanty
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany ¶ Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | endured [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | qu'on supporte [Hallanger 1974]
|
Morphology |
tanty
tantiko
tantinao
tantiny
tantintsika
tantinay
tantinareo
tantin'
tantin-
tantim-
| |
tanty
tantiko
tantinao
tantiny
tantintsika
tantinay
tantinareo
tantin'
tantin-
tantim-
| |
ho tanty
ho tantiko
ho tantinao
ho tantiny
ho tantintsika
ho tantinay
ho tantinareo
ho tantin'
ho tantin-
ho tantim-
| |
|
|