Entry |
Tanosy
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
|
Explanations in English | an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
|
Explanations in French | population de l'extrême sud-est de [...] [full text in 1.5]
|
| [ Antanosy ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
[full text in 1.5]
|
Vocabulary |
Titles |
|
Tables and plates |
|
Proverbs |
|