Entry tanjona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana
  [SLP 1986] tendrotany mandroso any anaty ranomasina
Explanations in English  [Hallanger 1973] the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula
Explanations in French  [Hallanger 1974] épaule d'une montagne; cap, presqu'île
  [SLP 1986, FTM: Sarintany, Rajaonarimanana 1995 page 282] cap
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word tanjona (1): Tanjombato

Entry tanjona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka
  [SLP 1986] zava-kendrena
Explanations in French  [SLP 1986] but, objectif, but idéal
Compound words, titles, names 
Examples  [SeFaFi , 2006/10/20] Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo.

Updated on 2021/03/30